Anjaran’i Madagasikara no mampiantrano ny Jeux des Iles de l’Océan Indien tamin’ity indray mitoraka ity. Ka eto Antananarivo no andraisana sy anatanterahana ny lalao rehetra mandritra ny 10 andro (09 au 19 août), omaly ny fanokana ofisialy tetsy Mahamasina tamin’ny 4:00 hariva ary nofaranana tamin’ny fandefasana afomanga lehibe teo Anosy.

Ny nosy mandray anjara amin’izany dia Madagascar, Maurice, La Réunion, Seychelles, Comores, Mayotte et Maldives ary ny taranja dia betsaka ihany satria misy :
Athlétisme, Basket, Volley, Boxe, Foot, Haltérophilie, Judo, Karaté, Taek won do, Lutte, Tennis de table, Natation, Pétanque, Tennis et Cyclisme.

Ireto misy sary vitsivitsy an’Antananarivo sy ireo toerana fitsangatsangana misy :

Jardin-d-analakely Drapeaux-ankorondrano

Statut-analakely Statut-analakely-2